Entry |
manamasina
(masina (hasina))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1]
|
Explanations in English | To consecrate; to make holy [1.7]
|
Explanations in French | Sanctifier [1.3, 1.107]
|
| Consacrer [1.3, 1.8]
|
| Bénir, adorer, honorer [1.3]
|
| S'appuyer sur [1.3]
|
| Rendre saint [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manamasina |
Past : |
nanamasina |
Future : |
hanamasina |
Imperative : |
manamasìna |
|
Synonyms | |
|
Entry |
manamasìna
(masina (hasina))
|
Part of speech | imperative of active verb manamasina
|
Explanations in French | [1.3]
|
|