|
|
|
|

Teny iditra1  manambitamby
Fototeny  2 tambitamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
5 Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to coax, to cajole [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 cajoler, allécher [1.3#659, 1.8]
8 caresser, flatter, consoler [1.3#659]
Ohatra  9  Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470]
10  nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [1.3#659]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  crmanehatehaka, 16  mamalifaly, 17  manafosafo, 18  mandrotsirotsy, 19  manejokejo, 20  manojikojy, 21  manolikoly, 22  mihontihonty, 23  misafosafo, 24  mitsontsona
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17