Entry | 1 manambony |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ambony |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena |
Explanations in English |
9 [1.2] to make much of one's self or of another. 10 [1.7] to make much of, to consider highly |
Explanations in French |
11 [1.8] exalter, rendre hommage à |
Examples |
12 [2.296#] Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? 13 [2.606#] Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny |
Anagrams | 14 anombinam, manambony, manombina, manombìna, namaimbon |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |