Entry | 1 manandro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 andro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray |
Explanations in English |
9 [1.2] to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. 10 [1.7] to cast a horoscope; to pick out lucky days |
Explanations in French |
11 [1.8] tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes |
Examples |
12 [2.857#] Ny manisa volana sy ny manandro, izay manÃsy andro tsara sy ratsy. |
Analogs | 13 mitety andro, manitsaka andro |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manandro |
Anagrams | 15 anandrom, andronam, manandro, mandrona, mandronà , manondra, nandoram, nandroam, naondram |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |