Entry (1/5) | 1 manangana |
Root | 2 tsangana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana Mampijoro, manorina: Manangan-trano Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 6 combinations of this word |
Entry (2/5) | 10 manangana |
Root | 11 angana |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1] |
Explanations in French |
14 se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3] |
All compound words | 15 4 combinations of this word |
Entry (3/5) | 16 manangana |
Root | 17 angana |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in English |
19 to lift up the head [Provincial]
[1.2] |
All compound words | 20 2 combinations of this word |
Entry (4/5) | 21 manangana |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 mijanona [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 24 manangàna |
Root | 25 tsangana |
Part of speech | 26 imperative of active verb manangana [Full list] |
Anagrams | 27 manangàna, manangana, 28 manganana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |