|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mananty loza |
| Singan-teny | 2 mananty, 3 loza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
6 Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1] |
| Tovy hevitra | 7 manaton-doza |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|