|
|
|
|

Teny iditra1  manaton-doza
Singan-teny  2 manatona, 3 loza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
6 Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Tovy hevitra  7 mananty loza
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02