|
|
|
|

Teny iditra1  manao entan' olo-malaina
Singan-teny  2 manao, 3 entana, 4 olona, 5 malaina
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1]
Tovy hevitra  8 manao entan' ny malaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12