|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao fialan' olon-kendry |
| Singan-teny | 2 manao, 3 fialana, 4 olona, 5 hendry |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 miala moramora manaja tena raha misy fifandrozanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Savoir se retirer avec prudence et habileté
[2.415#6117] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|