|
|
|
|

Teny iditra1  manao haingo ambony tsikoko
Singan-teny  2 manao, 3 haingo, 4 ambony, 5 tsikoko
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11