|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao hala Ikoto fa tian' Ikala |
| Singan-teny | 2 manao, 3 hala, 4 Ikoto, 5 fa, 6 tia, 7 Ikala |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 hasosorana amin' ny olona iray noho izy tian' ny hafa
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|