|
|
|
|

Entry1  manao hodi-tsirany sy hodi-peny
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manao, hoditra, sirana, fe
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa)

Updated on 2025/07/29