|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao safosiaka mampandry adrisa |
| Singan-teny | 2 manao, 3 safo, 4 siaka, 5 mampandry, 6 adrisa |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 manao resaka mamy mba hampahalefaka olona tiana hangolena
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|