|
|
|
|

Teny iditra1  manao samboady zavatra
Singan-teny  2 manao, 3 samboady, 4 zavatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mametraka io zavatra io eo ambonin' ny soroka iray, dia manasadika azy ao ambany helika mifanohitra amin' io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12