|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 manara- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe manaraka |
| Ohatra |
3 Dia manara-maso azy mandra-pidifiny
[2.529#32]
4 Tsipolitra antitra ka manara-damba mandalo [2.558] 5 Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114#24] |
| Teny iditra (2/7) | 6 manara |
| Fototeny | 7 nara |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 mangatsiaka
[Taisaka]
[1.78] 10 mangatsiaka: Ka mijodijody an-tane añe anao fa manara ny andro (aza mandehandeha any alatrano ianao fa mangatsiaka ny andro) [Tanala] [1.78] 11 Mangatsiaka, mahatsiaro mangatsiaka: Lasa namindro izy fa manara, hono. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 cold, chilly, frigid.
[1.2] 13 cold; used as follows: tranomanara [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 froid; s'emploie comme suit: tranomanara
[1.8] |
| Ohatra |
15 Dia nomeny trano manara.
[2.508]
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/7) | 18 manara |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 maminany
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (4/7) | 21 mañara |
| Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 mamatra voa madinika na ranon-javatra
[Taisaka]
[1.78] 24 mamatra [Bara] [1.78] |
| Teny iditra (5/7) | 25 manara |
| Fototeny | 26 ara |
| Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 mandrotsirotsy
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/7) | 29 manara |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 (de nara : avoir froid, allusion aux sommets exposés aux vents humides qu'affectionne ce Palmier). Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae). Perrier de la Bâthie écrit : « jeunes segments très recherchés pour la fabrication des chapeaux dits « manarano », exportés naguère en assez grande quantité.
32 Espèce presque étreinte par suite d'exploitation abusive » [Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (7/7) | 35 manara |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 (mis par erreur pour manary). Nom donné à des bois durs rejetant beaucoup de sève une fois qu'ils sont coupés (de ary : rejeter la sève). Ce sont suivant les régions :
[Sakalava]
38 Dalbergia ikopensis Jum., Dalbergia greveana Baill. et Dalbergia trichocarpa Baker (Fabaceae). C'est l'orthographe retenue par Segalen et Moureaux. [Sakalava] 39 Cadia commersoniana Baill. (Fabaceae). Leur bois a été exporté dans le passé sous les appellations de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar ». [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | mañara, manara, 45 maràña, marana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|