|
|
|
|

Entry1  manaraby
Part of speech  2  active verb
Root  3  haraby
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Maneso; mamazivazy
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule.
Explanations in French  10  [1.8] railler; ridiculiser
Examples  11  [2.996] Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa
12  [2.4#] Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy.

Anagrams  13  ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, maƱabira, manaraby, mibaraƱa, niambara

Updated on 2025/08/10