|
|
|
|

Entry (1/2)1  manaraka
Part of speech  2  active verb
Root  3  araka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words  8  35 words containing manaraka
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely
Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra
Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia
Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy
Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha
Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra
Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy
Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao
Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho.
Explanations in English  10  [1.2] to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute.
11  [1.7] to follow; to obey; to prosecute
Explanations in French  12  [1.8] suivre; obĂ©ir; poursuivre
Examples  13  [2.470] Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa.
14  [2.4] Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina.
Proverbs  15  Proverbs containing the word manaraka

Entry (2/2)16  manaraka
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] mitaratra tantely

Anagrams  19  akaraman, anakaram, makarana, Manakara, manakara, manaraka, nakarama

Updated on 2025/08/10