|
|
|
|

Entry (1/2)1  manarona
Part of speech  2  active verb
Root  3  sarona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy
Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
Explanations in English  12  [1.7] to cover; to conceal
Explanations in French  13  [1.8] couvrir; cacher
Examples  14  [2.470] Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
15  [2.471] Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy.
Analogs  16  mandrakotra, manakona

Entry (2/2)17  manaròna
Part of speech  18  imperative of active verb manarona [Full list]
Root  19  sarona

Anagrams  20  anamoran, anaronam, anoranam, manaròna, manarona, manorana, manoràna, namorana, nanamaro, nanamora, nanoaram

Updated on 2025/08/10