Entry | 1 manasarotra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sarotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona |
Explanations in English |
9 [1.7] to make something difficult |
Explanations in French |
10 [1.8] rendre difficile |
Examples |
11 [2.471] Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |