Entry (1/2) | 1 manazava |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manome hazavana: Manazava ny masoandro Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to brighten, to illuminate 5 [1.2] to enlighten 6 [1.7] to make clear, to explain |
Explanations in French |
7 [1.3#869, 1.8] éclairer 8 [1.3#869] illuminer, bien expliquer, rendre distinct 9 [1.8] éclaircir, expliquer |
Examples |
10 [2.117#] manazava lesona ny mpampianatra. 11 [2.245#] izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. |
Root | 12 zava |
Morphology |
|
Synonyms | 17 mahazava |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manazava |
Entry (2/2) | 19 manazavà |
Part of speech | 20 imperative of active verb manazava [Full list] |
Explanations in French |
21 [1.3#870] |
Root | 22 zava |
Anagrams | 23 anazavam, mañavaza, manazavà, manazava |
Updated on 2025/05/08 |
![]() |