Entry | 1 mandefitra |
Root | 2 lefitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1] |
Explanations in English |
5 to endure, to suffer; to show forbearance [1.7] |
Explanations in French |
6 supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 11 4 combinations of this word |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Anagrams | 13 mandefitra, 14 mandre faty |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |