|
|
|
|

Entry1  mandentika
Part of speech  2  active verb
Root  3  lentika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany
Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano
Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra
Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy
Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy
Explanations in French  9  [1.13] enfoncer

Updated on 2025/07/29