|
|
|
|

Entry1  mandevina
Part of speech  2  active verb
Root  3  levina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry.
Explanations in English  15  [1.7] to bury
Explanations in French  16  [1.8] ensevelir, enterrer
Examples  17  [1.370#62] ary izay maty iaraha-mandevina.
18  [2.472#] Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
Proverbs  19  Proverbs containing the word mandevina

Updated on 2025/08/10