|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandinika |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to chew the cud
[1.2, 1.7] 6 to ruminate [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ruminer
[1.8] |
| Ohatra |
8 ary io no mandinika ny asa iombonana;
[2.113#]
9 Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 14 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandinika |
| Teny iditra (2/2) | 16 mandinika |
| Fototeny | 17 dinika |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
20 Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
22 to investigate, to pry into [1.2] 23 to examine carefully [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 examiner
[1.8] |
| Ohatra |
25 Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany.
[2.470#57]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 30 maka ambony maka ambany, 31 maka fototra, 32 maka saina, 33 mamadibadika, 34 mamakafaka, 35 mamolavola, 36 mamotopototra, 37 manadihady, 38 mandanjalanja, 39 mieritreritra, 40 mihevitra, 41 misaina, 42 mitady ny antony, 43 mitaratara, 44 mitsako, 45 mitsakotsako |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|