Entry (1/2) | 1 mandra- |
Part of speech | 2 morphological form of mandraka |
Root | 3 andraka |
Examples |
4 [2.499] mandra-pihaona ange? 5 [2.472] mandra-pialan' ny faty tao an-trano. 6 [2.649] mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. 7 [2.5] nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. |
Entry (2/2) | 8 mandra |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
tsotra, maotina 11 [1.78] [Tanosy] maotina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |