|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandra-pihaona |
| Singan-teny | 2 mandraka, 3 fihaona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 au revoir
[1.5#203] 6 à bientôt [1.66.fr#87] |
| Ohatra |
7 Mandra-pihaona ange?
[2.499]
8 Mandra-pihaona ary, ndrematoa! [2.529] 9 Hataontsika veloma mandrapihaona ary izy [2.332] |
| Tsipelina hafa | 10 mandrapihaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|