|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandre |
| Fototeny | 2 re |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
5 Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao 6 Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody 7 Teny mifandray hevitra (Mihaino): 8 mitaino, 9 manongilan-tsofina, 10 mampandry sofina, 11 mihaino vilana, 12 mitaino ilany, 13 tailam-pandrenesana 14 Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): 15 manentsin-tadiny, 16 mamono sofina, 17 manary sioka, 18 manao henoy izany ry hazon-damosiko!, 19 mafy sofina, 20 mafy tadiny, 21 lalodalovana, 22 donto sofina, 23 domelina, 24 karenina, 25 marenina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 entendre, apprendre, sentir
[1.3] 28 entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8] |
| Ohatra |
29 Tsy mandre mihitsy anie aho e!
[2.117#]
30 Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#] 31 Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 36 Haiaina |
| Tovy hevitra | 37 mahare |
| Kamban-teny rehetra | 38 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|