|
|
|
|

Entry1  mandroaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  roaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana
Explanations in English  9  [1.7] to drive away, to expel
to drive a herd
Explanations in French  10  [1.8] expulser, chasser
pousser un troupeau devant soi
Proverbs  11  Proverbs containing the word mandroaka

Anagrams  12  andramako, mandaroka, mandraoka, mandroaka

Updated on 2025/07/29