|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroso
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra
Explanations in English  4  [1.7] to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house
Explanations in French  5  [1.8] avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison
Examples  6  [2.324] Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
Root  7  roso
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Toponyms 
Titles  18  Mandroso
Proverbs  19  Proverbs containing the word mandroso

Entry (2/2)20  Mandroso
Part of speech  21  name (newspaper)
Vocabulary  22  Publishers, newspapers
Elementary words  23  mandroso

Anagrams  24  Mandroso, mandroso

Updated on 2025/05/07