|
|
|
|

Entry (1/3)1  manendry
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona
Root  4  tendry
Other spellings  5  manandry

Entry (2/3)6  manendry
Part of speech  7  active verb
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany
Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy
Root  9  tendry
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)15  manendry
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny
Root  18  tendry

Anagrams  19  mandreny, manendry

Updated on 2025/01/21