|
|
|
|

Entry (1/2)1  manenina
Root  2  nenina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Explanations in English  5  to regret [1.2, 1.7]
6  to rue, to grieve at, to lament. [1.2]
7  to repent [1.7]
Explanations in French  8  se repentir, avoir des remords [1.8]
Examples  9  Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#]
10  Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  2 combinations of this word
Vocabulary  16  Emotions
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2)18  manenina
Root  19  tenina
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  manenona [Tambahoaka] [1.78]

Updated on 2025/10/08