|
|
|
|

Entry1  manenji-dresy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manenjika, resy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona mahita ny fahavoazan' ny hafa ka manararaotra izany hanampiana trotraka
Proverbs  5  Proverbs containing the word manenji-dresy

Updated on 2025/07/29