|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manevika
Fototeny  2 tevika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao?
5 Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra
6 Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [1.1]
7 manindrona [Sihanaka] [1.78]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  manevika
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (de aevoka : qu'on emploie en bains de vapeur, allusion aux emplois médicinaux de cette plante). Imperata cylindrica (L.) P.Beauv. (Poaceae).
17 Plante très envahissante. On emploie ses rhizomes en bains de vapeurs contre les douleurs subites et poignantes, comme le point de côté.
18 L'emploi repose sur un jeu de mots. manevika (de la racine tevika), voulant également dire : avoir le point de côté. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  manevika, 21 mivenaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17