Entry | 1 mangadihady |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 hadihady |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy |
Explanations in English |
6 [1.2] bare, barren (country); bald, as the head. |
Explanations in French |
7 [1.3#202] nettoyé, complètement vide, nu, découvert, pelé: Mangadihady ny trano (La maison est complètement vide) ~ Mangadihady ny lohany (Sa tête est pelée, chauve, rasée) ~ Tany mangadihady (Pays nu, découvert) ~ Tondiombohitra mangadihady (Montagne pelée) |
Examples |
8 [2.445#] Tanety sola sy mangadihady sisa no navelany dia nifindra lasy indray izy. 9 [2.499#] dia ilay tanàna kely mangadihady mitorevaka eo afovoan' ny torapasika mahamay. 10 [2.117#] Maro ireo tehezan-tendrombohitra no mangadihady, tsy ahitana hazo maniry intsony. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |