|
|
|
|

Teny iditra1  manganohano ny ranomaso
Singan-teny  2 manganohano, 3 ranomaso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Tovy hevitra  6 mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12