|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manganohano |
| Fototeny | 2 hanohano |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
5 Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity 6 Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be clear and limpid; shiny with wetness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler)
[1.3] 9 être clair, limpide; briller d'humidité [1.8] |
| Ohatra |
10 Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano
[2.324]
11 sady manganohano ny ranomasony [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 mangalahala, 16 manganihany, 17 mangarangarana, 18 mihandrohandro |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manganohano, 21 mangonahona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|