|
|
|
|

Entry1  mangaroka
Part of speech  2  active verb
Root  3  haroka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Explanations in English  9  [1.2] to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way.
Explanations in French  10  [1.3] Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes)
Synonyms  11  miharoka
Analogs  12  misafary, misaroro, mamantatra

Anagrams  13  mangaroka, mangoraka, mangoràka, mokaranga, ramangoka

Updated on 2025/08/10