|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangataha |
| Fototeny | 2 hataka |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangataka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 ask for, request
[1.26#19] |
| Ohatra |
5 Nony mba sendra lasa ny hoditr' akoho dia miantso ilay ao am-baravarana hoe: "mangataha ny soa"
[1.437#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|