|
|
|
|

Teny iditra1  mangirana ny andro
Singan-teny  2 mangirana, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fotoana vao maraina koa ahitana mazava kely eny amin' ny lanitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L' aurore paraît, le jour commence à luire [2.415#6562]
Voambolana  7  Fotoana
Tovy hevitra  8 mangiran-dratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12