|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangovitra
Fototeny  2 hovitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika
5 Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to shiver, to shake [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir des frissons, trembler [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  manaran-defona, 13  mari-koditra, 14  mifihifihy, 15  mihararetra, 16  mihena velona, 17  mihorohoro, 18  mihoron-koditra, 19  mihovotrovotra, 20  mipararetra, 21  mitora-kovitra, 22  mivihivihy
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 24  mangovitra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Betsileo] (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  mangovitra, 29 mavingotra, 30 mivongatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22