Entry (1/2) | 1 manila |
Root | 2 ila |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1] |
Explanations in English |
5 to pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2] |
Examples |
6 Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424#]
|
Morphology |
|
All compound words | 11 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 12 manilà |
Root | 13 ila |
Part of speech | 14 imperative of active verb manila [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 lamina, 18 malany, 19 malina, malìna, 20 manaly, 21 manila, manilà |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |