|
|
|
|

Entry1  maniraka
Part of speech  2  active verb
Root  3  iraka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano
Explanations in English  9  [1.2#291] to send a messenger
Explanations in French  10  [1.3#282] envoyer, expédier, déléguer
Proverbs  11  Proverbs containing the word maniraka

Anagrams  12  anakiram, ikaraman, karamain, makirana, manakirà, manakira, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña, namarika, niakaram, nikarama

Updated on 2025/08/10