|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manisa |
| Fototeny | 2 sisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mamela sisa
[Tanala]
[1.78] 5 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! 6 Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 manisa |
| Fototeny | 13 isa |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
16 Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to count
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 compter, énumérer, mettre au nombre.
19 Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: 20 ce petit enfant sait déjà compter. [1.3] 21 compter [1.8] 22 compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13] |
| Ohatra |
23 manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly".
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 28 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 30 manisà |
| Fototeny | 31 isa |
| Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 33 mañasy, manasy, manisà, manisa, 34 masìna, masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|