|
|
|
|

Entry (1/3)1  manisika
Part of speech  2  active verb
Root  3  sisika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io
Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io
Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza
11  [1.13] mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny
Explanations in French  12  [1.13] espacer, intercaler
Examples  13  [2.528#] Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
Vocabulary  14  Economy: printing, drawing

Entry (2/3)15  manisika
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Bezanozano] mividy

Entry (3/3)18  manisika
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Tanosy] mihantsy

Anagrams  21  mañisaky, manisika, nasaikim, nisimaka, sinimaka

Updated on 2025/08/10