| Entry | 1 manjoko |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 joko |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io |
| Examples |
9 [2.895#] Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. |
| Proverbs | 10 Proverbs containing the word manjoko |
| Anagrams | 11 manjoko, najokom, najomok |
| Updated on 2025/01/21 |
|