|
|
|
|

Entry1  manjopelaka
Part of speech  2  adjective
Root  3  jopelaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopelaka ny maso raha mijery masoandro
Synonyms  8  manjopelana, manjopiaka

Updated on 2024/12/11