Entry | 1 manjopelana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 jopelana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro |
Synonyms | 8 manjopelaka, manjopiaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |