|
|
|
|

Entry1  manjopiaka
Part of speech  2  adjective
Root  3  jopiaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1#465] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro
9  [1.1#628] Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ!
Explanations in English  10  [1.7] to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes)
Explanations in French  11  [1.8] briller, être éblouissant; être ébloui
Examples  12  [2.470#] tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra.
Synonyms  13  manjopelaka, manjopelana

Updated on 2025/08/10