Entry (1/3) | 1 manofa |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hofa |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay |
Explanations in English |
9 [1.7] to rent, to pay rent for |
Explanations in French |
10 [1.8] louer, payer un loyer |
Entry (2/3) | 11 manofa |
Part of speech | 12 active verb |
Root | 13 hofa |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary |
Entry (3/3) | 15 manofà |
Part of speech | 16 imperative of active verb manofa [Full list] |
Root | 17 hofa |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Anagrams | 19 anofam, famaño, famona, fañamo, fanamo, fanoam, foanam, mafona, manafo, manofà, manofa, naofam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |