Entry (1/2) | 1 manoloana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 oloana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo |
Explanations in English |
9 [1.2] to put one's self in front of another yet face to face. 10 [1.7] to be in face of, to be in front of |
Explanations in French |
11 [1.8] être devant, en face de |
Examples |
12 [2.470] Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; 13 [2.472] Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. |
Entry (2/2) | 14 manoloàna |
Part of speech | 15 imperative of active verb manoloana [Full list] |
Root | 16 oloana |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 amolonana, anoloanam, manao lona, manoloàna, manoloana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |